|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atsimo atsinanana
Singan-teny  2  atsimo, atsinanana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Toerana
Ohatra  5  Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy [2.366#9]
6  Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508#274]

Teny iditra (2/2)7  Atsimo Atsinanana
Singan-teny  8  atsimo, atsinanana
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  10  Pôlitika
Fanazavàna teny malagasy  11  faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa [3.1]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  19  Fitanisana
20  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 
21 

Fivaditsoratra  22  Atsimo Atsinanana, atsimo atsinanana, Atsimo Atsinanana, atsimo atsinanana

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30